|
|
|
|

Teny iditra1 mibaba
Fototeny  2babara
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [mibaba ra] 4enti-milaza ratra mivoaka ra be dia be. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [mibaba ra] 5to bleed profusely, to let blood flow.
6Same as mandeha ra. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7saigner abondamment. [1.3]
Voambolana  8 Fahasalamana
Tovy hevitra  9mandeha ra

Fivaditsoratra  10 bambaray, 11 mibabarà

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12